Entry (1/2) | 1 mila |
Root | 2 ila |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany Mangataka: Mila hevitra aminao aho Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity |
Explanations in English |
5 [1.2] to want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. 6 [1.7] to need; to ask for |
Explanations in French |
7 [1.8] avoir besoin de; chercher; demander |
Morphology |
|
Analogs | 12 miharana ady, mitoha ady, mandranto ady, manenjan-tsandry, mihaika, mihantsy ady, manao antsongo ravina |
Compound words |
|
Proverbs | 52 Proverbs containing the word mila |
Entry (2/2) | 53 milà |
Root | 54 ila |
Part of speech | 55 imperative of active verb mila [Full list] |
Explanations in Malagasy |
56 [1.1] |
Explanations in French |
57 [1.3] |
Anagrams | 58 |
Updated on 2025/01/28 |