Entry | 1 mila saina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao |
Explanations in English |
4 [1.2] To seek for advice. |
Elementary words | 5 mila, saina |
Synonyms | 6 maka saina |
Anagrams | 7 asa milina, mila saina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |