|
|
|
|

Entry1  mila sotasota
Elementary words  2  mila, sotasota
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  to seek an occasion for quarrelling. [1.2]
5  to pick a quarrel, to look for a quarrel [1.7]
Explanations in French  6  chercher querelle, chercher noise [1.8]
Examples  7  Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy. [2.472]
Synonyms  8  mila tonony, mila vaniny

Updated on 2023/06/14