Entry | sotasota | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io [1.1] | |||||||||
Explanations in English | A quarrel [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Querelle, dispute [1.8] | |||||||||
Examples | Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa
[2.470] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Anagrams | sotasota, tsaotsao |
Updated on 2020/07/31 |