|
|
|
|

Entry1  vady enti-mila
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] vady atao filan-tsy mahita fotsiny, izany hoe iaraha-mipetraka fotsiny ambara-pahita hafa, na koa entina mampandotso ny hala ho tia ny tena
Explanations in French  4  [1.3] femme avec laquelle on vit maritalement en attendant mieux
Elementary words  5  vady, entina, mila

Updated on 2024/12/07