Entry | 1 vady enti-mila |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] vady atao filan-tsy mahita fotsiny, izany hoe iaraha-mipetraka fotsiny ambara-pahita hafa, na koa entina mampandotso ny hala ho tia ny tena |
Explanations in French |
4 [1.3] femme avec laquelle on vit maritalement en attendant mieux |
Elementary words | 5 vady, entina, mila |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |