|
|
|
|

Entry1  felatanana mila zara
Elementary words  2  felatanana, mila, zara
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona miseho ho miasa erỳ rehefa misy mahita toy ny ankizy kamo na ny olona mitady sitraka
Tondro mila zara

Updated on 2024/12/07