|
|
|
|

Entry1  ilasiroa
Elementary words  2  ila, roa
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  5  Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1]
Explanations in English  6  [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2]
Examples  7  Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. [2.5#]
Other spellings  8  lasiroa

Updated on 2023/05/31