Entry | 1 ilasiroa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) |
Explanations in English |
4 [1.2] [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. |
Examples |
5 [2.5#] Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. |
Vocabulary |
6 Economy: finances, management |
Elementary words | 7 ila, roa |
Other spellings | 8 lasiroa |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |