|
|
|
|

Entry1  randranketsa
Elementary words  2  randrana, ketsa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [Betsileo] Randram-bolo betsileo miendrika ketsa maniry izay madinika dia madinika sady matetika dia matetika
Explanations in English  5  [1.2] (randran-ketsa) A mode of plaiting the hair. There are other modes in the provinces, called Randrankodidina, Randramandry, Randrambavy, Randrambalaika, Randramandady, Randramiakatra, Dandranampanga, Randrankirondro.)
Vocabulary  6  Hairstyles

Updated on 2024/12/07