|
|
|
|

Entry1  randramadinika
Elementary words  2  randrana, madinika
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Hairstyles
Explanations in Malagasy  5  Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1]

Anagrams  6  mandriandriaka, randramadinika

Updated on 2023/11/24