Entry | 1 madinika |
Root | 2 dinika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 kely [Tanosy]
[1.78] 5 (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy [1.1] |
Explanations in English |
6 often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. [1.2] |
Explanations in French |
7 petit, menu, mince, fin [1.3] |
Examples |
8 Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. [2.499#] 9 Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy! [2.69#] 10 Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika; [2.113#] 11 Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja. [2.366#] |
Derivatives |
|
Other spellings | 13 majinika |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word madinika |
Anagrams | 28 dinamika, madinika, mañakidy, manakidy, midañaky, midanika, nidaikam, nikadiam |
Updated on 2023/05/16 |