|
|
|
|

Entry1  madinika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanosy] kely
4  [1.1] (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy
Explanations in English  5  [1.2] often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc.
Explanations in French  6  [1.3] petit, menu, mince, fin
Examples  7  [2.499#] Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika.
8  [2.69#] Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy!
9  [2.113#] Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika;
10  [2.366#] Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja.
Root  11  dinika
Derivatives 
12  Names :
Other spellings  13  majinika
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  75  Proverbs containing the word madinika

Anagrams  76  dinamika, madinika, manakidy, mañakidy, midañaky, midanika, nidaikam, nikadiam

Updated on 2025/04/19