Entry (1/4) | 1 dinika |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 Fahakelezana, faharotsadrotsahana [1.1] |
Explanations in English |
6 anything small, minute detail [1.2] |
Explanations in French |
7 petitesse, ténuité [1.3#106] |
Entry (2/4) | 8 dinika |
Part of speech | 9 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
15 Philosophy |
Explanations in Malagasy |
16 Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany 17 Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [1.1] |
Explanations in English |
18 conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [1.2] 19 careful examination [1.7] |
Explanations in French |
20 examen, consultation [1.8] |
Examples |
21 Ary vao izay no tohizina ny dinika. [2.245] 22 Faràno eto ity dinika voalohany ity. [2.296] |
Entry (3/4) | 23 dinika |
Root | 24 dika |
Part of speech | 25 passive verb |
Explanations in Malagasy |
26 voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [1.1] |
Explanations in French |
27 franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3#103] |
Morphology |
|
Synonyms | 31 voadika, malinika |
Entry (4/4) | 32 dinika |
Part of speech | 33 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
36 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy |
37 Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [1.1] |
Explanations in English |
38 chewing the cud [1.7] |
Explanations in French |
39 rumination [1.8] |
Anagrams | 40 dikina, dinika |
Updated on 2023/10/23 |