Entry | 1 midinika |
Root | 2 dinika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra 5 Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [1.1] |
Explanations in English |
6 to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [1.2] 7 to examine something together, to counsel together [1.7] |
Explanations in French |
8 examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [1.8] |
Examples |
9 Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |