|
|
|
|

Entry1  dinihina
Root  2  dinika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany [1.1]
Explanations in English  5  to be examined into, to be talked over minutely, to be admonished [1.2]
6  to be closely examined [1.7]
Explanations in French  7  qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela) [1.3]
8  qu'on examine de près [1.8]
Examples  9  Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara. [2.332#]
10  Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? [1.369#]
11  Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. [2.643#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word dinihina

Anagrams  18  danihiny, dinahiny, dinihina, hadininy, hanidiny, hidinany, nahidiny, nihidian

Updated on 2024/01/13