Entry (1/2) | 1 mandinika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to chew the cud 5 [1.2] to ruminate |
Explanations in French |
6 [1.8] ruminer |
Examples |
7 [2.113#] ary io no mandinika ny asa iombonana; 8 [2.471#] Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. |
Vocabulary |
9 Zoology: (in general) |
Root | 10 dinika |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 mandinika |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe |
Explanations in English |
19 [1.2] to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize to investigate, to pry into 20 [1.7] to examine carefully |
Explanations in French |
21 [1.8] examiner |
Examples |
22 [2.470] Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. |
Root | 23 dinika |
Morphology |
|
Analogs | 28 mihevitra, mieritreritra, misaina, maka saina, mitady ny antony, maka fototra, mamotopototra, mamakafaka, manadihady, mitaratara, mamadibadika, mamolavola, mandanjalanja, mitsako, mitsakotsako, maka ambony maka ambany |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |