Entry (1/2) | 1 misaina |
Root | 2 saina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampiasa ny saina, ny fahazoana mahazo: Raha mba olombelona misaina koa.. Mandinika, mieritreritra: Revo misaintsaina ny amin' ny fanahy aho |
Explanations in English |
5 [1.7] to think; to consider, to ponder |
Explanations in French |
6 [1.8] penser; méditer, considérer |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 misaina |
Root | 13 saina |
Part of speech | 14 imperative of active verb misaina [Full list] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 anisiam, asimany, isainam, manisia, misaina, niasiam, simaina |
Updated on 2023/08/11 |