Entry | 1 mieritreritra |
Root | 2 eritreritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao 5 Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy 6 Trafon-kena ome-mahery: am-bava homana, am-po mieritra: enti-milaza ny teny na anatra omena olona mahay misaina ka henoiny ary dia tsakotsakoiny aoka izany [1.1] |
Explanations in English |
7 to meditate, to weigh and ponder [1.7] |
Explanations in French |
8 méditer, réfléchir; songer [1.8] |
Examples |
9 mba nahay nisento lalina sy nieritreritra lavitra toa izany koa teo amin' ny voaloham-pitiavany ... [2.470] 10 Rahefa nieritreritra aho, dia hitako fa tokony ho marina izany. [2.471] 11 nieritreritra lalina momba iny fifampikasohanay tamin' I Bemanana raha iny aho taty aoriana. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mieritreritra |
Updated on 2023/01/20 |