Entry | 1 eritreritra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray 4 [1.13] menimeny, hetsika ny saina |
Explanations in English |
5 [1.7] thought, meditation |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8, 1.13] réflexion, méditation 7 [1.13] pensée, conscience |
Examples |
8 [1.1] Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. 9 [2.470] Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. 10 [2.324] Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! |
Vocabulary |
11 Philosophy |
Root | 12 eritra |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 19 eritra |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 24 Proverbs containing the word eritreritra |
Anagrams | 25 aeritreritr, eritreritra |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |