|
|
|
|

Entry1  fieritreretana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka
Explanations in English  4  [1.7] mulling things over; the conscience
Explanations in French  5  [1.8] action de réfléchir; la conscience
6  [1.13] réflexion
Examples  7  [2.366#] Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany.
8  [2.528#] izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany.
Root  9  eritreritra
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fieritreretana
Article  15  Randzavola: fieritreretana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11