Entry | 1 mihaino ny feon' ny fieritreretana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mandinika sy misaina tsara mba tsy hanenjehan' ny eritreritra ny tena any aorian' izay atao |
Elementary words | 4 mihaino, feo, fieritreretana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |