Entry |
mihaino
(haino)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [1.1]
|
Explanations in English | To hearken, to hearken to, to listen, to obey. [1.2]
|
| To listen to [1.7]
|
Explanations in French | Ecouter, prêter l’oreille, exaucer:
Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~
Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [1.3]
|
| écouter [1.8]
|
Examples |
1 | Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo.
[2.324]
|
2 | Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mihaino |
Past : |
nihaino |
Future : |
hihaino |
Imperative : |
mihainoa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|