|
|
|
|

Entry1  mihaino vilana
Elementary words  2  mihaino, vilana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tsy mahare izay lazaina manontolo fa ny sasany fotsiny ihany, hany ka tonga diso ny tena heviny [1.1]

Updated on 2023/04/16