|
|
|
|

Entry1  vilana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao
Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy.
Explanations in English  4  [1.7] crooked, warped
Explanations in French  5  [1.4] évasif: Valy vilana (Réponse évasive)
6  [1.8] tordu, qui dévie
Examples  7  Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io. [4.27]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word vilana

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21