|
|
|
|

Entry1  sori-bilana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] soritra manavaka na manasaraka ny volo, tsy eo afovoany fa amin' ny ilany havia na havanana (ny soritra eo afovoany kosa dia atao hoe vaky tampona)
Vocabulary  4  Hairstyles
Elementary words  5  soritra, vilana
Antonyms  6  vakytampona
Proverbs  7  Proverbs containing the word sori-bilana

Anagrams  8  bolasirany, bolasirina, bolisarany, ibolasiran, ibolisaran, isobilaran, nibolasira, nibolisara, nisobilara, sobilarina, sori-bilana

Updated on 2025/01/21