Entry | 1 avilana |
Root | 2 vilana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza avilana tahaka izao re ny vavanao fa maharatsy anao |
Explanations in English |
5 [1.7] to be turned aside |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on fait dévier |
Morphology |
|
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |