Entry | 1 fieritreretana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka |
Explanations in English |
4 [1.7] mulling things over; the conscience |
Explanations in French |
5 [1.8] action de réfléchir; la conscience 6 [1.13] réflexion |
Examples |
7 [2.366#] Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. 8 [2.528#] izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. |
Root | 9 eritreritra |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word fieritreretana |
Article |
15 Randzavola: fieritreretana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |