|
|
|
|

Entry1  mampieritreritra
Root  2  eritreritra
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in English  4  [1.7] doubtful, open to suspicion
to cause one to think or reflect
Explanations in French  5  [1.8] douteux, qui éveille le soupçon
faire réfléchir
Examples  6  Fa ity dia mampieritreritra loatra. [2.588#]
7  mampieritreritra ahy tokoa izany tenin' Idada izany. [2.332#]
8  Tsy mba ampanga maty ela anie io, fa ampanga malazo vao, ka izany no mampieritreritra ahy! [2.587#]

Updated on 2024/12/11