Entry | 1 dinidinika |
Root | 2 dinika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha |
Explanations in French |
5 [1.3] examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte |
Examples |
6 dinidinika ambany tafo ihany. [2.245] 7 Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao. [2.270] 8 Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany. [2.508] 9 Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana. [2.470] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 tapatapak' ahitra. |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word dinidinika |
Updated on 2025/02/05 |
![]() |