|
|
|
|

Entry1  anamadinika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany)
Explanations in French  4  [1.196] (de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit). Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy. [Merina]
Vocabulary  5  Botany: vegetable
Elementary words  6  anana, madinika

Updated on 2025/03/30