Entry | 1 randranina |
Root | 2 randrana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 (volo na tady) Atao misy ampehezany telo na maro izay ampidipidirina ho toy ny kofehy ka ireo indray ampifamatorina [1.1] |
Explanations in English |
5 to be plaited, to be twisted. [1.2] 6 to tie braided [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on entrelace, qu'on dispose habilement [1.3#506] 8 qu'on tresse [1.8] |
Examples |
9 randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48] 10 Ny lehilahy koa mbola mirandrana, ka nony mba hibaingo dia ny volo no randranina tsara. [1.437#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 irandranan, nandrarany, nandrarian, nandriaran, nandrirana, narandrany, nirandrana, randranina |
Updated on 2023/08/11 |