Entry 1/2 lakolosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno vita amin' ny halimo, mibikana vara mihohoka, izay misy kiboriny mipaipaika azy ao anatiny ka mahatonga azy haneno; ny lakolosy dia ampiasaina hiantsoana olona na hilaza fotoana na ora: Mamelona lakolosy; tranon-dakolosy [1.1]
Explanations in English A bell [1.2, 1.7]
Explanations in French Cloche [1.8]
Examples 
1Lakolosy no nanamarika ny fanombohana sy firavan' asa. [2.472]
2Lakolosy Niato tamin' ny 4 ora sy 15 minitra, tolak' andro, ny fivoriana. [1.368]
Vocabulary 
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Origin French: la cloche.

Entry 2/2 lakolosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban-drandram-bolo fanao amin' ny volon' ankizy: avòna eo an-daniny roa ny volo ka manjary toy ny boriborin-dakolosy [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/03/19