|
|
|
|

Entry1  lokanga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny lokanga vazaha ihany, fa tsotra dia tsotra ny bikany; ny fikasohana dia atao amin' ny tsiraka taretra na tsiraka hodi-kazo toy ny lombiry, vihana; ditin-kazo manitra (ramy) no ahosotra ireo tadiny, izay misy 4 ka hatramin' ny 7
Explanations in English  4  [1.7] a violin; any stringed instrument played with a bow
Explanations in French  5  [1.8] violon, les instruments à corde dont on joue avec un archet
Examples  6  Ny lokanga no niasa matetika noho ny mozika taloha. [1.437#]
Vocabulary  7  Music: instruments
Derivatives 
8  Names :
Compound words 
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  141  Proverbs containing the word lokanga
Article  142  Randzavola: lokanga ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno)
Illustrations 
143 

Anagrams  144 

Updated on 2025/01/21