Entry (1/2) | 1 ambioka |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo [1.1] |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/2) | 38 ambioka |
Part of speech | 39 noun |
Vocabulary |
40 Economy: agriculture |
Explanations in Malagasy |
41 vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly [Betsimisaraka]
[1.78] 42 Masomboly [Bezanozano] [1.78, 1.1] 43 masomboly, harena iraisan'ny mpivady [Sihanaka] [1.78] 44 voan-javatra natokana ho masomboly [1.13] |
Explanations in French |
45 graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [Tankarana]
[1.19] 46 semence [1.13] |
Examples |
47 Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. [1.381#] 48 Ratsy ny akofa satria tsy misy ilana azy mihitsy, sady tsy azo hanina no tsy azo atao ambioka. [1.519#] |
Synonyms | 49 ambeoka, ambeo, ambeko, ambezo, ambio, masomboly, tabiry |
Anagrams | 50 ambioka, aombika, miboaka |
Updated on 2024/10/30 |