Entry farara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno tsofina. Fililiotra
Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojinjaina no alain' ny ankizy ka tsofiny ataony kilalao; noho izany, amin' ny fararano ihany no misy azy: ankizy maro mihitsy indraindray no mampiaraka ka manorisory ny olondehibe; afa-tsy izany, nandrara ny zaza amin' ireny kilalao ireny ny Ntaolo fahiny raha tsy efa kelikely sisa ny vary eny an-tsaha, fa lazaina ho "mampisy havandra" [1.1]
Explanations in English The stalk of certain plants which is made into a small wind instrument like a whistle or flute. [1.2]
Explanations in French Trompette que les enfants font avec l'écorce ou la feuille de certains arbres, la feuille des arums et d'autres plantes. Mirliton [1.3]
 Nom des feuilles qui à l'état jeune sont roulées sur elles-mêmes en une sorte de rouleau et non pliées. Par exemple : fararan-tsaonjo : jeune feuille roulée de saonjo : Colocasia antiquorum Schott (Araceae). fararam-bolotara : jeunes pousses de bambou géant Dendrocalamus sp. (Gramninées). Par extension, sortes de trompettes que les enfants font avec ces pousses. [1.196]
Examples Tsy ifandrenesana ny tsotsoka sy ny farara eran' ny tanàna. [2.332]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19