Entry makasa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo [1.1]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19