Entry (1/3) | 1 hazolahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
lanonam-paty |
Explanations in French |
4 [1.82] [Taisaka]
fêtes mortuaires 5 [1.13] fête funéraire |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Entry (2/3) | 7 hazolahy |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.78] [Tanala]
karazan'amponga (amponga tapaka ) 10 [1.78] [Taisaka, Tanosy] amponga 11 [1.1] Amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy 12 [1.1] [Betsileo] Laona tonta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velezina toy ny amponga |
Explanations in English |
13 [1.2] a tall drum beaten at one end only, the performer standing up. See amponga, hatrotrobe. 14 [1.7] a drum |
Explanations in French |
15 [1.3] Tambour fait avec un tronc d'arbre creusé 16 [1.82] [Taisaka] tambour (tam-tam) servant dans les cérémonies 17 [1.8] tambour 18 [1.196] grand tambour que l'on battait pour le rassemblement des guerriers 19 [1.13] tam-tam |
Vocabulary |
20 Music: instruments |
Elementary words | 21 hazo, lahy |
Analogs | 22 amponga, detra, langoroany |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (3/3) | 150 hazolahy |
Part of speech | 151 noun |
Explanations in French |
152 [1.196] (« bois mâle », à ne pas confondre avec hazo-lahy, hazo). Carissa madagascariensis Thouars et Carissa edulis var. microphylla Pichon.(Apocynaceae) Petits arbres à bois dur, très dense, d'un beau rouge orangé, utilisé en tabletterie et marqueterie. Fruits comestibles. On donne ce nom à Cabucala striolata Pichon, également de la famille des Apocynaceae mais dont le fruit n'est pas comestible. Cette dernière espèce est riche en alcaloïdes alors que les deux premières n'en renferment pas. [Bezanozano]
153 [Betsimisaraka] |
Vocabulary |
154 Botany |
Elementary words | 155 hazo, lahy |
Scientific name |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |