Entry kahiamba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaran-javamaneno hafa kely fa harefo iray fihina no afatotra goragora ary kapokapohin' ny felatanana roa; izany no atao hoe Kahiamba; malefadefaka ny ngadona azo avy aminy, nefa manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno izy noho izy manano toamikorintsana [1.1]
Examples Mandritra ny fotoana rehetra anaovana ny lanonana dia tsy mitsahatra ny hira masina, ny fandoroana emboka ny feon' amponga sy kahiamba ary ny vavaka. [2.508]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19