|
|
|
|

Entry1  tsikadraha
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#985] Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany. Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina
Explanations in French  4  [1.13] instrument de musique
Vocabulary  5  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Illustrations 
133 

Updated on 2024/12/07