Entry kabosa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] Sorte de guitare. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms kabaosa ~ kabaosy ~ kabosy
hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19