Entry (1/2) | 1 bakora |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe [Betsimisaraka]
[1.78] |
Explanations in English |
5 a large shell. See antsiva. [Provincial]
[1.2] |
Synonyms | 6 antsiva |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/2) | 40 bakora |
Part of speech | 41 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
43 Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina [1.1] |
Explanations in French |
44 gros et mou [1.3] |
Other spellings | 45 bakoraka |
Compound words |
|
Anagrams | 47 bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka |
Updated on 2024/10/30 |