Entry 1/6 -doka
Part of speech morphological form of loka

Entry 2/6 doka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [1.1]
Explanations in English Praise, flattery [1.7]
Explanations in French Flatterie [1.8, 1.5]
 Adulation [1.8]
 Vanterie [1.5]
Examples 
1Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka. [2.69]
2Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [2.643]
Morphology 
Simple : doka, dokan', dokan-, dokam-
Derivatives 
 
Compound words 
Analogs  dokam-barotra ~ mitady doka ~ tia doka
Proverbs 

Entry 3/6 doka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [1.1]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry 4/6 doka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Irery, tsy manao inona [1.78]
Other spellings 

Entry 5/6 doka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [1.1]
Derivatives 
 

Entry 6/6 doka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Sorte de bambou. [1.19]

Anagrams 

Updated on 2023/03/19