Entry | doko | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany [1.1] | ||
Ny maha-izy azy [1.13] | |||
Explanations in French | Identité [1.13] | ||
Vocabulary | Philosophy | ||
Compound words |
| ||
Entry | doko | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | [Taimoro] Irery, tsy manao inona [1.78] | ||
Synonyms | doka | ||
Entry | doko | ||
Part of speech | Unspecified | ||
Explanations in Malagasy | [Bara] [1.78] | ||
Derivatives |
| ||
Entry | Doko | ||
Part of speech | name (toponym) | ||
Explanations in Malagasy | Demoka [3.1] | ||
Vocabulary | Geography: rivers, lakes | ||
Updated on 2023/08/11 |