Entry |
mandoka
(doka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manindrahindra amin' ny fiderana; mandrobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy io [1.1]
|
Explanations in English | To praise, to flatter [1.7]
|
Explanations in French | Vanter, flatter [1.8]
|
Examples |
1 | Ny mpivarotra tsy maintsy mandoka ny entany.
[2.117]
|
2 | ka nisy fiteny hoe: " Ralema mitety tsena, " raha mandoka ny olona.
[1.437]
|
|
Morphology |
Present : |
mandoka |
Past : |
nandoka |
Future : |
handoka |
Imperative : |
mandokafa |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mandoka
(loka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly) [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mandoka |
Past : |
nandoka |
Future : |
handoka |
Imperative : |
mandokay |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mandoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Sakalava]
(de loka : action de lancer la sagaie). Petit arbre dont le bois sert à faire des manches de sagaie car il est très nerveux.
[1.196]
|
Vocabulary |
|