Entry (1/3) | 1 mandoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manindrahindra amin' ny fiderana; mandrobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy io |
Explanations in English |
4 [1.7] to praise, to flatter |
Explanations in French |
5 [1.8] vanter, flatter |
Examples |
6 [2.117#] Ny mpivarotra tsy maintsy mandoka ny entany. 7 [1.437#] ka nisy fiteny hoe: " Ralema mitety tsena, " raha mandoka ny olona. |
Root | 8 doka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 14 mandoka |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly) |
Root | 17 loka |
Morphology |
|
Synonyms | 22 manadòka |
Entry (3/3) | 23 mandoka |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 [1.196] (de loka : action de lancer la sagaie). Petit arbre dont le bois sert à faire des manches de sagaie car il est très nerveux. [Sakalava]
|
Vocabulary |
26 Botany |
Anagrams | 27 andokam, komandà, mandoka, mondaka, nodakam |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |