Entry |
korintsana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [1.1]
|
Explanations in English | Tinkling ornaments [1.7]
|
Explanations in French | Retentissement d'un grelot, de petits ornements [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Entry |
korintsana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [1.1]
|
Explanations in English | A child's rattle [1.7]
|
Examples | Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena;
[2.470]
|
Vocabulary |
Hypernym |
|
Co-hyponyms |
|
Illustrations |
|
|