Entry | 1 akorintsana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ahetsiketsika mba hanenoan' ireo voan-javatra ao anatiny na ireo zavatra eny an-tanana: Akorintsany ireo fanalahidy maro eny an-tanany rehefa mandalo izy |
Root | 4 korintsana |
Morphology |
|
Anagrams | 9 akorintsana, ankasarotin, anorantsika, irantsanako, nanakositra, nanatsirako, nankasaroti, naorantsika, naroantsika, naronatsika, nisantarako, nisatranako |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |