Entry (1/4) | 1 mirary |
Root | 2 rary |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vita rary: Rindra mirary ny tsihy Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 9 mirary |
Root | 10 rary |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Sihanaka]
mangataka 13 [1.1] Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (3/4) | 19 mirary |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Taisaka]
mandrara, misakana |
Entry (4/4) | 22 mirary |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Bara]
mamangy |
Anagrams | 25 |
Updated on 2025/01/21 |