Entry | 1 mamangy |
Root | 2 vangy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao |
Explanations in English |
5 [1.7] to visit; to send greetings by messenger or letter |
Explanations in French |
6 [1.8] rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments |
Morphology |
|
Analogs | 11 mitsidika, mitsirika, miantrano |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mamangy |
Anagrams | 18 mamangy, maminga |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |